plt-x-tanala_num_text_reg/01/17.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 17 Nalain'i Mosesy sy Arona ireo lelahy ireo, ijay niriketine an-tsoratra araka ny agnarana, \v 18 ka niaraka tamin'ireo lelahy ireo die navorin-dreo ny lelahy abiaby tamin'Israely tamin'ny andro vôlohan'ny volagna faharoe. Ka ny lelahy rôpolo taogna na mihôtre kiraidraike aby die namantatra ny rajambene. Tsy mentsy nagnome agnarana ny antoko sy havana taranaka aby amin'ny rajambene ijy.\v 19 Die niriketin'i Mosesy an-tsoratre ny isan-dreo tagne an-tany efitr'i Sinay, araka ny nandidian'i Yaveh hamboarine.