\v 15 \v 16 \v 17 Die nivoria tamin'i Yaveh i Mosesy ka nijaka hoe: "Ôka anao, ry Yaveh, Andriamanitry ny fagnahin'olombelogna abiaby, hanondro olo eo amin'ny fivondrognana, olo ijay hivôka sy hiditra eo amin-dreo sady hitarika an-dreo sy hitondra an-dreo, mba tsy hôtran'ny ondry tsy