\v 10 Nirehitre ny havigniran'i Yaveh tamin'io andro io. Nifanta Ijy ka nagnano hoe: \v 11 'Ajo antoke fa tsy hisy olo ijay nagnanika laha tagne Egypta, manomboka amin'ny rĂ´polo taogna loho miakatre, hahita ny tany ijay nifantako tamin'i Abrahama, tamin'Isaka, ary tamin'i Jakoba, satria tsy nagnaraka an'Ahe tanteraka areo, hafa-tsy \v 12 Kaleba janaka lahin'i Jefona Kenizita, ary Josoa janaka lahin'i Nona. Kaleba sy Josoa mandy ny tena nagnaraka an'Ahe tanteraka.'