\v 48 Avy teo ny manam-pahefan'ny tafika, ny mpifehy arivo sy ny kapitenin'ny jato, avy tagny amin'i Mosesy. \v 49 Hoy areo tamin'aje hoe: "Nisain'ny mpanomponao ny miaramila ijay ambanin'ny fifehejanay, ka tsy misy na raike aja tsy ao.