\v 34 Hoy Balama tamin'i anjelin'i Yaveh: "Nagnota iaho. Tsy fantatro fa nitsangagna talohako teo an-dalagna anao. Ka ankehitriny, laha tsy mahafaly anao ijay, die hipody iaho." \v 35 Nefa hoy ny anjelin'i Yaveh tamin'i Balama: "Mandihàna miaraka amin'ny lelahy. Nefa ny voria ijay jakaiko anao mandy no hijakainao." Die niaraka tamin'ny mpitarik'i Balaka i Balama.