\v 7 Die nenga ny loholon'i Moaba sy ny loholon'i Midiana, nitondra ny saragn'ny sikidy. Avy teo amin'i Balama areo ka nijaka tamin'aje ny vorian'i Balaka. \v 8 Hoy Balama tamin-dreo: "Mitoboha eto niany aligna. Hivoria aminareo ijay jakain'i Yaveh amin'ahe iaho." Die nitoboke tao amin'i Balama io aligna io ny mpitarik'i Moaba.