\v 10 Namoha ny vavane ny tany ka niteligna an-dreo niaraka tamin'i Kora laha maty aby ny mpagnaraka an'aje. Tamin'ijay fotôgna ijay, ny afo nandevogna 250 lahy, ijay nanjary famantarana fampitandremana. \v 11 Kanefa tsy lany tamingagna ny taranak'i Kora.