\v 18 Ka die hanjary fanagnan'i Israely i Edoma, ary Seira mandy koa die hanjary fanagnan-dreo, ny fahavalon'Israely, ijay ho resin'i Israely amin-kery. \v 19 Laha tamin'i Jakoba ny hevian'ny mpanjaka ijay hanagna ny fanapahana, ka hamotike ny sisa tsy maty ao amin'ny tanĂ nan-dreo Ijy."