\v 6 Mandritra ny fotôgna abiaby ijay hitokagnane hôn'i Yaveh, die tsy hagnarivo faty ijy. \v 7 Ôka tsy handoto ny tegnane ijy ieke fa na die hôn'iabane, iendrine, rahalahine, na anakavine aja, laha maty areo. Ijay die satria efa nitokagna hôn'Andriamanitra ijy, ijay hitan'ny olo amin'ny halavan'ny volone.\v 8 Mandritra ny fotôgnan'ny fitokagnana abiaby die masina ijy, vôtokagna hôn'i Yaveh.