\v 36 Die nivoria tamin'i Mosesy indraike i Yaveh ka nijaka hoe: \v 37 "Mivoriana amin'i Eleazara janaka lahin'i Arona mpisorogna ka ôka ijy hamono ny afo amin'ny fagnorôna ditin-kajo magnitre, fa ny fitondran'afo die vôtokagna hôn'Ahe. Die abilay ijy hagnaparitake ny betrak'afo agne alavitre. \v 38 Alay ny fitondran'afon'ijay namoy ny aigne nohon'ny fahotane. Ôka ireo hamboarana vilia vôtefy mba hanarognana ny alitara. Nagnome an'ireo teo alohakako ireo olo ireo, ka vôtokagna hôn'Ahe ireo. Ho famantarana ny fisiako amin'ny fokon'olon'Israely ireo.