\v 47 Die nagnano araka ijay natoron'i Mosesy i Arona. Nihajakajake ho eo agnivon'ny fivondrognana ijy. Efa nanomboka niparita nalaky teo amin'ny olo ny areti-mandripake, ka nampidirine ny ditin-kajo magnitre ka nagnano fagnavotana hôn'ny olo ijy. \v 48 Nitsangagna teo agnivon'ny velogna sy ny maty i Arona; ka tamin'ijay die nijanogna ny areti-mandripake.