\v 28 Ka nijaka i Mosesy hoe: "Amin'ijao no ahafantaranareo fa Yaveh no nagniraka an'ahy hambôtra ny asa abiaby, fa tsy nambôtre an'io tamin'ny saignako mandy iaho. \v 29 Laha maty amin'ny fahafatesana vôjagnahary manahaka ny raha misy ara-dalàna ireo olo ireo, die tsy nandefa an'ahy i Yaveh. \v 30 Fa laha mamorogna fivohàna amin'ny tany ijay miteligna an-dreo ao manahaka ny vava makadiry i Yaveh, miaraka amin'ny havane abiaby, sady laha mijotso velogna agne amin'ny fiaignan-tsy hita areo, die tokone ho fantatrao fa ireo olo ireo die nagnano tsinotsino an'i Yaveh."