\v 27 Nagnome vatotr'ahombilahy raike, ondry raike, ary janak'ondry lahy herintaogna ho fagnatitra orôna ijy. \v 28 Nagnome osilahy raike ho fagnatitra nohon'ny ota ijy. \v 29 Nagnome ahomby roe, ondry dimy, osilahy dimy, ary janak'ondry lahy dimy ijay herintaogna, ho sorogna hôn'ny fagnati-pihavagnana ijy. Ijay ny sorogn'i Eliaba janak'i Helona.