\v 29 Magnomeja koba tsara toto mifangaro diloilo hôn'ny janak'ondry fito kiraidraike aby, \v 30 sy osilahy raike mba hamboarana fagnavotana hôn'ny tegnanareo. \v 31 Laha magnome an'io biby tsy manan-kilema io anao, miaraka amin'ny fagnatitra nomine, ijay die fagnampin'ny fagnatitra mahajatre sy ny fagnatitra orôna miaraka amin'ijay."