\v 44 Ny fokon'ny taranak'i Asera die ito aby: laha tamin'i Jimna, ny fokon'ny Jimnita, laha tamin'i Jisvy, ny fokon'ny Jisvita, laha tamin'i Bena, ny fokon'ny Berita. \v 45 Ny taranak'i Bena die ito aby: laha tamin'i Hebera, ny fokon'ny Heberita, laha tamin'i Malkiela, ny fokon'ny Malkielita. \v 46 Ny agnaran'ny janakavavin'i Asera die Sera. \v 47 Io ny fokon'ny taranak'i Asera, ijay miisa 53.400 lahy.