\v 33 Aja lotoina amin'ijay fomba ijay ny tany ijay onegnanareo, satria ny ràn'ny mpamono olo no mandoto ny tany. Tsy misy fagnavotana hôn'ny tany laha latsake amin'ny tany ny rà, hafa-tsy amin'ny ràn'ijay nandatsaka an'ijay. \v 34 Ka ôka tsy handoto ny tany ijay onegnanareo anareo satria monigna ao amin'ijay Iaho. Iaho, Yaveh, die monigna eo amin'ny fokon'olon'Israely."'