\v 15 Nanomboka an'ijao faminaniana ijao i Balama. Hoy ijy hoe: "Balama janak'i Beora ny mivoria, ny lelahy ijay mahita.\v 16 Ijao ny faminanian'ny olo ijay maharegny jak laha tamin'Andriamanitra, ijay managna fahalalana laha tamin'ny Avo indrindra, ijay managna fahitana laha tamin'ny Tsitoha, ijay eo alohakane ny andohalihane amin'ny fahitana.