\v 22 Ka nienga tao Kadesy ny fokon'olo. Ny fokon'olon'Israely, ny fivondrognana manontolo, negnagne an-tampom-bohitre Hora. \v 23 Nivoria tamin'i Mosesy sy Arona tao an-tampom-bohitre Hora i Yaveh, eo amin'ny morontanin'i Edoma. Hoy Ijy: \v 24 Tsy mentsy hamperahina amin'ny fokon'olone i Arona, fa tsy hiditra amin'ny tany ijay efa nomeko ny fokon'olon'Israely ijy. Ijay die satria samby nikomy nanohitra ny jakako tao amin'ny ranon'i Meriba anareo.