\v 21 Nivoria tamin'i Mosesy indraike i Yaveh. Hoy ijy hoe: \v 22 "Mamboara mandy koa fagnisana an'ireo taranak'i Gersona, araka ny havan'ny rajamben-dreo, araka ny fokon-dreo. Isay ireo ijay telopolo hatamin'ny \v 23 dimampolo taogna. Isay ijay abiaby hagnatevin-daharana ny antoko mba hanompo ao amin'ny tragno lay fihĂ´gnana.