\v 1 Laha regnin'i Kananita mpanjakan'i Arada, ijay nonigna tao Negeva, fa nandeha tagne amin'ny lalagna megnagne Atarima ny Israely, die niady tamin'Israely ijy ka nangala ny saragne tamin-dreo ho babo. \v 2 Nivoady tamin'i Yaveh ny Israely ka nagnano hoe: "Laha omenao fandresena amin'io fokon'olo io ahay, die hipotehinay tanterake ny tanĂ nan-dreo." \v 3 Niteno ny feon'Israely i Yaveh ka nagnome an-dreo ny fandresena an'ireo Kananita. Nipotehin-dreo tanteraka areo sy ny tanĂ nane. Nangihina hoe Horma ijay toerana ijay.