\v 21 \v 22 Hôn'ny taranak'i Levy, igne, efa nagnome ny ampahafolon-karena abiaby ao Israely ho lovan-dreo ho valin'ny asa ijay omen-dreo amin'ny fiasana ao amin'ny tragno lay fihôgnana Iaho. Manimba ijao die ôka ny fokon'olon'Israely tsy ho avy hagnarivo ny tragno lay fihôgnana, fa ho tompon'andraikitra amin'ijay fahotana ijay areo ka ho faty.