\v 9 Nirehitre tamin-dreo ny havigniran'i Yaveh, ka avy teo ijy nandao an-dreo. \v 10 Nienga teo amin'ny lay ny rahogna, ka Miriama nanjary boka tampoke- fotsy manahaka ny oram-panala ijy. Laha nitodoka tagne amin'i Miriama i Arona, die hitane fa nisy habokana ijy.