\v 8 Ny viavin'ny fokon'olon'Israely kiraidraike ijay manan-jara ao amin'ny fokone die tsy mentsy manambady olo laha tamin'ny fianakaviam-ben'ny fokon'iabane. Ijay die mba hanagnan'ny kiraidraike amin'ny fokon'olon'Israely lova laha tamin'ny rajambene. \v 9 Tsy tokone hisy anjara hifindra tagnana hôn'ny foko hafa. Ny olo abiaby amin'ny fokon'ny fokon'olon'Israely die hitagna ny lovane mandy."