\v 3 Hahajo an'ijay tanàna ijay mba ho fonegnane ireo Levita. Ny firôfan'ahitre die hôn'ny biby fiompine, ny ondry amban'osine, ary ny bibiny abiaby. \v 4 Ny firôfan'ahitre magnodidigna ny tanàna ijay homenao ny Levita die hivelatre arivo kikiho manomboka eo amin'ny mandan'ny tanàna isaky ny lalagna abiaby.