\v 28 Avy eo mitakia hetra amin'ny miaramila ijay nienga an'ady mba homena an'Ahe. Ijay hetra ijay die tsy mentsy raike isan-dimanjato, na olo, biby fiompy, boriky, ondry, na osy. \v 29 Alay amin'ny asasak'io ijay hetra ijay ka omeo an'i Eleazara mpisorogna ijay mba ho fagnatitra homena hôn'Ahe.