\v 8 Fa laha manakagna an'aje amin'ny andro aharignesane momba an'ijay iabane, die hagnafĂ´gna ny voady ijay namboarine ijy, die ny jaka memeke natan'ny molotrane ijay namihejane ny tegnane. Hagnafaka an'aje Yaveh.