\v 39 Io ny tsy mentsy haterinao hôn'i Yaveh amin'ny fifalifaliana ijay efa vôfaritre. Ho fagnampin'ny voady sy fagnatitra an-tsitraonao ijay. Tsy mentsy magnome an'ijay ho fagnatitra orôna, fagnatitra hohanina, fagnatitra aidigna, sy fagnati-pihavagnana anareo." \v 40 Nivorianin'i Mosesy tamin'ny fokon'olon'Israely ny raha abiaby ijay nandidian'i Yaveh an'aje hijakaina.