\v 9 Amin'ny andro Sabata die tsy mentsy magnome janak'ondrilahy roe anao, samby herintaogna tsy manan-kilema, sy koba tsara toto roe ampahafolon'ny efaha ho fagnatitra hohanina, mifangaro diloilo, sy fagnatitra nomina miaraka amin'ijay.\v 10 Ijay die hôn'ny fagnatitra orôna isaky ny Sabata, ho fagnampin'ny fagnatitra orôna mahajatre sy ny fagnatitra orôna miaraka amin'ijay.