\v 20 Ôka anao hametraka ny fahefanao saragne amin'aje, mba hankatoavan'ny fiarahamonign'ny Israely abiaby an'aje. \v 21 Hienga eo alohakan'i Eleazara mpisorogna mba handrembe ny lahatro hôn'aje amin'ny fanapahan-kevitr'i Orima ijy, Hômin'ny didine ny handihanan'ny olo mivôke sy miditra, die ijy sy ny fokon'olon'Israely abiaby miaraka amin'aje, ny fivondrognana manontolo."