\v 1 Die avy tamin'i Mosesy ny janakavavin'i Zelofada janaka lahin'i Hefera janaka lahin'i Gileada janaka lahin'i Makira janaka lahin'i Manase, laha tamin'ny fianakaviam-ben'i Manase janaka lahin'i Josefa. Ito aby ny agnaran'ny janagne viave: Mahala, Noa, Hogla, Milka, ary Tirza.