\v 6 Avy teo die nagnantogna ny raike tamin'ny lelahin'Israely ka nitondra viave Midianita raike tamin'ny havane. Nipoitre tamason'i Mosesy teo sy ny fivondrognan'ny fokon'olon'Israely abiaby ijay, laha mbola nitagny teo amin'ny fidiran'ny tragno lay fihĂ´gnana areo. \v 7 Laha hitan'ny Finehasa janaka lahin'i Eleazara janaka lahin'i Arona mpisorogna ijay, die nitsangagna laha teo amin'ny fivondrognana ijy ka nandray lefogna tegne an-tagnane.