\v 24 Die nitsangagna teo amin'ny faritra teroy tamin'ny lalagna agnelagnelagn'ny tanim-bĂ´loboke rahabe ny anjely, ka nisy fefy teo an-dagnine ary nisy fefy hafa teo agnilane. \v 25 Nahita ny anjelin'i Yaveh indraike ny boriky. Niankigna ny rindrigna ijy ka nagnatery ny hongotr'i Balama tamin'ijay. Nifihin'i Balama indraike ijy.