\v 10 Die nagnavory ny fokon'olo teo alohakan'ny vatolampy i Mosesy sy Arona. Hoy i Mosesy tamin-dreo: "Ankehitriny mitenoa, anareo mpikomy. Moa ve tsy mentsy hamoaka rano laha tamin'itoy vatolampy itoy hônareo ahay?" \v 11 Die nanangagna ny tagnane i Mosesy ka namioke indroe ny vatolampy tamin'ny fiokane, ka rano be ny nivôke. Ninogna ny fivondrognana, sy ny biby fiompine.