\v 3 Ôka hisoratanao eo amin'ny fiokan'i Levy ny agnaran'i Arona. Tsy mentsy misy fioke raike laha tamin'ny fokon-drajagne hôn'ny mpitarika kiraidraike. \v 4 Tsy mentsy atobokanao ao amin'ny tragno lay fihôgnana eo alohakan'ny lalàn'ny fagnikena, ijay hihôgnako aminao ny fioke. \v 5 Ka ny fiokan'olo ijay fidiko die hitsiry. Hajanoko ny fitaregnana laha tamin'ny olo, ijay atorone hanoherana anao."