\v 29 Nivoria tamin'i Hobaba janaka lahin'i Rogoela Midianita i Mosesy. Regoela no iaban'ny sakejan'i Mosesy. Nivoria tamin'i Hobaba i Mosesy ka nijaka hoe: "Hienga hagnagne amin'ny toerana ijay nifaritan'i Yaveh ahay. Hoy Yaveh: 'Homeko anareo ijay.' Ndao hiaraka aminay die hamboaranay soa anareo. Yaveh efa nampagnantegna ny hagnano soa ny Israely." \v 30 Fa hoy Hobaba tamin'i Mosesy: "Tsy henga hiaraka aminao iaho. Henga hegnagne amin'ny taniko sy ny oloko iaho."