\v 6 Ka nisy olo saragne naloto tamin'ny fatin'ny olo raike. Tsy afaka nitandrigna ny Paska tamin'ijay andro areo. Die negneo agnatrehan'i Mosesy sy Arona areo tamin'ijay andro ijay. \v 7 Hoy ireo olo ireo tamin'i Mosesy hoe: "Maloto nohon'ny fatin'olo ahay. Nagnino no tsy akenao hagnatitra sorogna hôn'i Yaveh amin'ny fotôgna rekitre amin'ny taogna eo amin'ny fokon'olon'Israely ahay?" \v 8 Hoy Mosesy tamin-dreo: "Andraso alohake iaho hiteno ijay handidian'i Yaveh ny aminareo."