\v 33 Ijao ny asan'ny fokon'ny taranak'i Merary, ijay amboarin-dreo hôn'ny tragno lay fihôgnana, eo ambany fitaritan'Itamara janaka lahin'i Arona mpisorogna."