\v 5 Laha miomagna hifindra toerana ny toby, die tsy mentsy miditra ao amin'ny lay i Arona sy ny janagne lahy, manjotso ny lamba fanakonana ijay magnasaraka ny toerana masina indrindra amin'ny toerana masina ka manarogna ny fiaran'ny vavolombelogna miaraka amin'ijay. \v 6 Tsy mentsy manarogna ny fiara amin'ny hodi-takasy areo. Tsy mentsy mamelatra lamba eo ambonin'ijay areo. Tsy mentsy apetagne ny filanjana mba hilanjana an'ijay.