\v 7 Ôka hambôtra ny adidy amin'ny anjaran'i Arona sy ny fivondrognana manontolo eo alohakan'ny tragno lay fihôgnana areo. Ôka areo hanompo ao amin'ny tabernakely. \v 8 Ôka hikarakara ny fanaka abiaby ao amin'ny tragno lay fihôgnana areo, ka hagnampy ny fokon'Israely hagnano ny asa fanompôna ny tabernakely.