\v 32 Ireo ny isan'i Israelita araka ny havan-dreo. Ny abiaby vĂ´isa tao amin'ny tobin-dreo, araka ny fijaran-dreo die 603.550. \v 33 Fa Mosesy sy Arona die tsy nagnisa ny Levita tao amin'ny fokon'olon'Israely. Ijay die araka ny efa nandidian'i Yaveh an'i Mosesy.