\v 5 Ny fokon'Isakara die tsy mentsy mitoby eo akekin'ny Joda. Netanela janaka lahin'i Zoara die tsy mentsy mitarika ny tafik'Isakara. \v 6 Lelahy 54.400 ny tao amin'ny fijarane.