\v 42 Nisaina ny agnaran'ny lelahy abiaby ijay rôpolo taogna na mihôtre afaka mienga an'ady laha tamin'ny taranak'i Naftaly, laha tamin'ny fireketana an-tsoratre ny antokon'ny rajambene sy ny havan-dreo. \v 43 Niisa 53.400 lahy areo laha tamin'ny fokon'i Naftaly.