\v 40 Nisaina ny agnaran'ny lelahy abiaby ijay rôpolo taogna na mihôtre afaka mienga an'ady laha tamin'ny taranak'i Asera, laha tamin'ny fireketana an-tsoratre ny antokon'ny rajambene sy ny havan-dreo. \v 41 Niisa 41.500 lahy areo laha tamin'ny fokon'i Asera.