auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-27 15:16:56 +02:00 committed by root
parent 39732c8f4c
commit f1f6750e20
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Jakay amin-dreo hoe: "Laha velogna koa Iaho', hoy Yaveh,' araka ny nivorianinareo tan-tadigniko teo, ny hamboarako an'ijao aminareo Iaho: Hiampatre agne agn'efitre ny fatinareo, die anareo abiaby ijay nit
Jakay amin-dreo hoe: "Laha velogna koa Iaho', hoy Yaveh,' araka ny nivorianinareo tan-tadigniko teo, ny hamboarako an'ijao aminareo Iaho: Hiampatre agne agn'efitre ny fatinareo, die anareo abiaby ijay nitaraigna ny amin'Ahe, anareo ijay vôisa tamin'ny fagnisam-pokon'olo, ny fikambagnan'isan'ny olo rôpolo taogna loho miakatre. Tsy hiditra agne amin'ny tany ijay nampagnantenaiko hatanareo fonegnana tokôtre anareo,