auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-10-08 13:33:52 +02:00 committed by root
parent e8859fac4f
commit dc7ce7f1e6
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 \v 27 \v 28 Fa laha mivôke amin'ny fotôgna abiaby mihôtre ny faritan'ny tanàna felofana ho agny amin'ijay nilefane ny vôtory, ka laha hitan'ny mpamaly rà agne avelagn'ny faritry ny tanàna felofana, ka laha mamono ny olo vôtory ijy, ny mpamaly rà die tsy ho melohina ho mpamono olo. Ijay die nohon'ny tokone nitobohan'ny olo vôtory teo amin'ny tanàna felofane mandra-pahafatin'ny mpisorogna be. Afaran'ny fahafatesan'ny mpisorogna be, ny v
\v 26 Fa laha mivôke amin'ny fotôgna abiaby mihôtre ny faritan'ny tanàna felofana ho agny amin'ijay nilefane ny vôtory, \v 27 ka laha hitan'ny mpamaly rà agne avelagn'ny faritry ny tanàna felofana, ka laha mamono ny olo vôtory ijy, ny mpamaly rà die tsy ho melohina ho mpamono olo. \v 28 Ijay die nohon'ny tokone nitobohan'ny olo vôtory teo amin'ny tanàna felofane mandra-pahafatin'ny mpisorogna be. Afaran'ny fahafatesan'ny mpisorogna be, ny vôtory die himpody agne amin'ny tany ijay misy ny fanagnane manokagna.

File diff suppressed because one or more lines are too long