auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-10-08 13:33:52 +02:00 committed by root
parent 9f24cb7c0a
commit c5e9b77759
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka ny mpitarika ny fianakavian-drajamben'ny fianakaviam-ben'i Gileada janak'i Makira(ijay janak'iManase), ijay laha tamin'ny fokon'ny taranak'i Josefa, die avy ka nijaka teo alohakan'i Mosesy sy teo alohakan'ny mpitarika ijay lohan'ny fianakavian-drajamben'ny fokon'olon'Israely. Hoy areo hoe: "Yaveh no nandidy anao, ry tomponay, mba hagnome anjara tany hôn'ny fokon'olon'Israely amin'ny filokana. Nididin'i Yaveh anao mba hagnome ny anjaran'i Zelofada ra
\v 1 Ka ny mpitarika ny fianakavian-drajamben'ny fianakaviam-ben'i Gileada janak'i Makira(ijay janak'iManase), ijay laha tamin'ny fokon'ny taranak'i Josefa, die avy ka nijaka teo alohakan'i Mosesy sy teo alohakan'ny mpitarika ijay lohan'ny fianakavian-drajamben'ny fokon'olon'Israely. \v 2 Hoy areo hoe: "Yaveh no nandidy anao, ry tomponay, mba hagnome anjara tany hôn'ny fokon'olon'Israely amin'ny filokana. Nididin'i Yaveh anao mba hagnome ny anjaran'i Zelofada rahalahinay hôn'ny janagne viave.

File diff suppressed because one or more lines are too long