auto save
This commit is contained in:
parent
fd3fd7a48d
commit
bc5a28c2af
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ka nisy olo saragne naloto tamin'ny fatin'ny olo raike. Tsy afaka nitandrigna ny Paska tamin'ijay andro areo. Die negneo agnatrehan'i Mosesy sy Arona areo tamin'ijay andro ijay. Hoy ireo olo ireo tamin'i Mosesy hoe: "Maloto nohon'ny fatin'olo ahay. Nagnino no tsy ake
|
Ka nisy olo saragne naloto tamin'ny fatin'ny olo raike. Tsy afaka nitandrigna ny Paska tamin'ijay andro areo. Die negneo agnatrehan'i Mosesy sy Arona areo tamin'ijay andro ijay. Hoy ireo olo ireo tamin'i Mosesy hoe: "Maloto nohon'ny fatin'olo ahay. Nagnino no tsy akenao hagnatitra sorogna hôn'i Yaveh amin'ny fotôgna rekitre amin'ny taogna eo amin'ny fokon'olon'Israely ahay?" Hoy Mosesy tamin-dreo: "Andraso alohake iaho hiteno ijay handidian'i Yaveh
|
Loading…
Reference in New Issue