auto save
This commit is contained in:
parent
4eda183a9a
commit
a3f742c18b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ny fokon'i Levita, isaina foko isam-poko, die ito aby: laha tamin'i Gersona, ny fokon'ny Gersonita, laha tamin'i Kehata, ny fokon'ny Kehatita, laha tamin'i Merary, ny fokon'ny Merarita. Ny fokon'i Levy die ito aby: ny fokon'ny Libnita, ny fokon'ny Hebronita, ny fokon'ny Mahalita, ny fokon'ny Mosita, ny fokon'ny Koralta. Ary Kehata ny rajamben'i Amrama. Ny a
|
||||
\v 57 \v 59 Ny fokon'i Levita, isaina foko isam-poko, die ito aby: laha tamin'i Gersona, ny fokon'ny Gersonita, laha tamin'i Kehata, ny fokon'ny Kehatita, laha tamin'i Merary, ny fokon'ny Merarita. \v 58 Ny fokon'i Levy die ito aby: ny fokon'ny Libnita, ny fokon'ny Hebronita, ny fokon'ny Mahalita, ny fokon'ny Mosita, ny fokon'ny Koralta. Ary Kehata ny rajamben'i Amrama. Ny agnaran'ny sakejan'i Amrama die i Jokebeda, taranak'i Levy, ijay nateraky ny Levita tagne Egypta. Die niteraka ny janagne tamin'i Amrama ijy, die i Arona sy Mosesy ary Miriama anakavine.
|
Loading…
Reference in New Issue