auto save

This commit is contained in:
TANALA-002 2021-09-27 09:44:49 +02:00 committed by root
parent d35abd8f00
commit 9e3da8f2e8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy teo die nisy rivotre avy laha tagne amin'i Yaveh ka nitondra papelike laha tagnaty ranomasina. Tola teo akekin'ny toby ireo, teo amin'ny lalagna indraike andro tagne amin'ny andagnine ka lalagna indraike andro tagne tagne amin'ny agnilane. Nagnodidigna ny toby ny papelika teo
Avy teo die nisy rivotre avy laha tagne amin'i Yaveh ka nitondra papelike laha tagnaty ranomasina. Tola teo akekin'ny toby ireo, teo amin'ny lalagna indraike andro tagne amin'ny andagnine ka lalagna indraike andro tagne tagne amin'ny agnilane. Nagnodidigna ny toby ny papelika teo amin'ny roe kikiho ambonin'ny tany. Sahiragna ny olo namory ny papelika tamin'ijay andro ijay, ny aligna manontolo, ary ny atoandro magnaraka. Tsy nisy namory papelika lat