@ -1 +1 @@
Ny mana die hôtran'ny vôn-drafy
Ny mana die hôtran'ny vôn-drafy. Manahaka ny ditin-kajo ijay. Nienga nagnodidigna ny olo ka namory an'ijay. Nitotoin-dreo tamin'ny fanotoam-bary ijay,